You are here: home > Vetso

INDRINDRA - Fredy Jaofera

Azo vakiana?



INDRINDRA





Ny ranomasina
lalina indrindra
misy farany ;
manan-kasina
sy tsy voafindra
ito tarany !




Ny tendrembohitra
avo indrindra
misy tendrony,
na aiza ny vohitra
tiana hirindra
ka fendrony !




Fredy JAOFERA


Hametraka hevitra

Midira aloha