You are here: home > Vetso

INOAKO - Fredy Jaofera

Azo vakiana?





INOAKO





Inoako ny fahagagana
rehefa ny fo no sokafana
hidiran'ny nofy tadiavina ;
tsy ampy ny fahalalana,
ny teny tiana horarafana
ny misy fa tsy azo lavina.




Fredy JAOFERA