ISIKA MIARAKA (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ISIKA MIARAKA




Tsapanao ve
tsy hangasihasy
ny iray amintsika tafasaraka ?
Ny zava-dehibe
amin'ny krismasy
dia isika rehetra miaraka.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
199 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0143