IZAY LEHILAHY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
IZAY LEHILAHY




Tsy afa-mivelatra
izay tsy sahy
manova taraina ;
tsy manana elatra
izay lehilahy
tsy manan-tsaina.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
85 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 07/03/2024 22:38
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0242