IZY IREO (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
IZY IREO




Anio aho no mizara,
tsy hiainana ahiahy
ny lesona mankany :
aoka ianao ho tsara
amin'ny ratsy fanahy
fa izy ireo, mila izany.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
554 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117