LAKOLOSY (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
LAKOLOSY Ny ainga no eto mamaly
fa ny dera no mameno
ny toerana masina, lahy !...
Mitory vaovao mahafaly
ireo lakolosy maneno
sy krismasy voatahy.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Embona - Fahatsiarovana - Fananarana - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
Fans:
nambinintsoa123
