LALAM-PIAINAKO (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
LALAM-PIAINAKO




Ento any aminao
ny lalam-piainako,
ry Tompo be fitia,
ny ratra re, fafao
ary ny marainako
anehoy tabiha.

Amena !...




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
74 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 01/09/2024 11:10
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.106