LALANA MAHITSY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
LALANA MAHITSY




Ny mandeha irery
dia tsy olana mihitsy
rehefa atao ;
tsy nisy olona very
tamin'ny lalana mahitsy
hatramin'izao.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
576 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2089