Ampidiro aloha ny tenimiafina
LALAN'NY SORATRA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
LALAN'NY SORATRANy poety,
matin'ny aingampanahy
hatramin'ny fahanterany
raha mitety
ny lalan'ny soratra, lahy,
ny tantaram-pitserany !
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Fiaraha-monina - fiainana - fananarana - Fampaherezana - Eritreritra mandalo - Aingam-panahy - ahy
