You are here: home > Vetso

LALINA - Fredy Jaofera

Azo vakiana?





LALINA




Misy ratra
lalina loatra
sarotra avoaka :
te hihatra,
te hitraotra,
tsy tafatsoaka !




Fredy JAOFERA







Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Fredy Jaofera


Nampiditra : 3004
Daty : 16/08/2020
Mpamangy : 118
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

FITAFY
MIHIRA
REHEFA
HEHY
MAMOHA POETY
ADY MARO
TSY HO AZONAO NY FOKO
FISARAHANA
NY FANANAM-PAHATSORANA
NY FANGINANA