LAMIN-TSAINA (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
LAMIN-TSAINARehefa tsy te ho ketraka
fa ny ho miramirana isa-maraina
sy mendrika ho tanana,
ny olona dia mipetraka
any amin'izay misy lamin-tsaina
rehefa mila fiadanana.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy: