LEHILAHY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
LEHILAHY





Ny ray no lehilahy
sarobidy aok'izany
tsy foiko fa miahy
ny tena eto an-tany.




Ny ray no lehilahy
soa azo iankinana
raha ketraka, lahy,
na lavi-pidinana.




Ny ray no lehilahy
tsy sasatra mihitsy
ho antsika ka sahy
miasa raha hanitsy.




Ny ray no lehilahy
tsy hay hosoloina,
mamono ny ahiahy
raha indro kaloina.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
769 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 07/06/2020 23:10
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0178