LELA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
LELALelan'ny hendry
dia ao am-pony,
tsapa mikendry
ny tiany hitony.
Lelan'ny adala
dia eo am-bava
ka tsy mahalala
an'ity mandrava.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
