LELAN'NY MOANA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
LELAN'NY MOANA





Ny lelan'ny moana
no mba tsara kokoa
noho ny an'ny mpandainga
fa azo antoka foana
ny tsy hiteny tokoa
noho ny vandy izay miainga.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
967 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0212