Ampidiro aloha ny tenimiafina
MAFY AVOKOA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MAFY AVOKOA Raha misasatra
isan'ora
mila hankalao,
tsy misy zavatra
azo mora
amin'izay atao.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
