MAHALALA (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MAHALALA





Ny fo dia mahalala zavatra
tsy vitan'ny loha hazavaina
ka tsara ny mangina ;
ambarako izany fa hafatra
marina foana isa-maraina
tsy mivoy fanahiana.





Fredy JAOFERA
--------
Lien:
1171 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4835