MAHASAMBATRA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MAHASAMBATRARehefa te hivoatra
dia ialao
ny Lasa izay manangatra ;
aza mieritreritra loatra
fa katsaho
izay mahasambatra.
Fredy JAOFERA
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fananarana - Fiainana - Ahy - Fananarana - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
