MAKA TSIRONY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MAKA TSIRONY





Misy maka tsirony
mahita anao mijaly
hamelona ny jirony
ka mainka aza faly.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
1004 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0431