MAMELONA (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MAMELONA





Ny mamelona ny fanahy
no mamelona ny vatana
tsy hahalala reraka, 
sarobidy sy mba miahy
ary mahay mitantana
hilamina tanteraka.





Fredy JAOFERA
--------
Lien:
667 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0118