MAMIRATRA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MAMIRATRA




Mamiratra
any anaty masonao
ny fitiavana,
mihiratra
hafaliana ka andao
fa goavana.



Mamiratra
any anaty tsikinao
ny fitiavana
ka mitatra
sy indro mihavao
ny finiavana




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
214 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.012