MANADINO (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MANADINO





'Zay manadino ny tenindrazany
dia manadino ny soatoaviny
ka ho very hasina tanteraka :
ho nofinofy ny hahombiazany,
hanjavozavo itony hoaviny
ary hita ho olona miveraka.





Fredy JAOFERA
--------
Lien:
515 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0114