MANAITRA - Fredy Jaofera
Azo vakiana?
MANAITRA
Misy ny toky
tsapa mahalaza
ny hetaheta malaky ;
misy ny boky,
na dia ratsy aza,
manaitra mpamaky.
Fredy JAOFERA
Mombamomba
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 13/06/2022
Mpamangy : 71
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
ITOKIANAMILA FAHARETANA
FIRENENA INONA ?
HARENDRINA HAZAVAO !
ALEO KOKOA
HONTSA LAVA
TSY AMINAO
ANDRAIKITRA
MIAFINA
MANOVA TENY