MANAM-BINTANA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MANAM-BINTANAMahay mamintana,
na ny faraidiny
na ny adala
fa manam-bintana
'zay voafidiny
ho malala.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
