MANAMBOARA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MANAMBOARA




Tsy hevi-bao
no amatorana
hampiaina ny tafa :
raha tsy tianao
ny lalan-kizorana,
manamboara hafa.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
254 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0127