MANAN-DANJA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MANAN-DANJANy olona manan-danja
dia tsy ny olona be vola
fa izay be soatoavina,
na dia mihanjahanja
'reo harena mampidola
tsapa ho tsy azo lavina.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
