MANANA AMBARA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MANANA AMBARA




Manana ambara
ny ao am-poko
matoa aho manoratra ;
tsy mba voarara
fa dia misoko
fitia tiana hamokatra.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
369 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0113