MANIRERY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MANIRERY





Soa ny manirery
noho ny miaraka
amin'ny olona tsy tsara,
toky tsy mamery
mba mandraraka
hanitra eto raha ambara.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
586 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116