MANJARY POETY (2) (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MANJARY POETYJereo vetivety
sy mba fantaro
'reo ainga mandia ;
manjary poety
ny olona maro
rehefa azom-pitia.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fananarana - Fiaraha-monina - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
Fans:
Djess
Commentaires
Djess
(
22/11/2023 18:55)
dia izany tokoa moa izy ity... hihi
