MANOME (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MANOMERehefa tombanana
ny toky tao ho ao
nitondra soa,
manome fiadanana
ny fananako Anao,
ry Ray Tsitoha.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
