You are here: home > Vetso

MANONJA - Fredy Jaofera






MANONJA





Manonja ny fo
eo am-pitazanana
anao tsara bika
fa tsy manan-jo
hiventy fiadanana
ka tsy mikiaka.




Manonja ny fo
eo am-pitsirihana
anao eto foana ;
nofy ela no to,
asio fandinihana
fa mahamoana.




Fredy JAOFERA