MASIRA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MASIRA





Tsy ilaina mitrotro
izay tiana haseho daholo
vao inoana fa anao madiodio ;
tsy voatery hisotro
ny ranomasina manontolo
vao hahalala fa masira izy io.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
6 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 17/07/2026 03:52
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0119