MAZAVA (2) (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MAZAVAAza mialangalana
fa ny Teniny, ifikiro ;
mazava ny lalana
izay mba misy jiro.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
