MENDRI-PAHARETANA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MENDRI-PAHARETANAAza mitsetra,
ny resa-pitantanana
tsy dia fahafinaretana ;
izay rehetra
mendrika hananana
dia mendri-paharetana.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
