MENDRIKA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MENDRIKA





Tsarovy fa ny ray aman-dreny
no nanome antsika ny aina
ka na any an-koatra izy ireny,
mendrika foana hohajaina.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
1013 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0121