MIALONA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MIALONA





Ny olona mialona
dia ireo tsy manaiky
ny fiadanan'ny hafa
ka atopan'ny alona
tsy mba hanakaiky
azy ireny mitafa.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
793 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0112