MIATRIKA VATANA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MIATRIKA VATANA




Miatrika vatana
efa mitantana
ilay foko hitia
anao ho doria.



Miatrika vatana
misy mivantana
ny mety sy meva
tsy hihevaheva.



Miatrika vatana
hamirapiratana
ny fanantenana
mivoy fanovana.



Miatrika vatana
ho fanandratana
ny tsapa mizotra
na ny mipololotra.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
77 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 15/02/2025 07:58
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2197