MIDOBOKA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MIDOBOKA




Raketo itony ora
manala toloko
ka hazavao :
midoboka mora
ange ny foko
mijery anao.



.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
466 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0118