You are here: home > Vetso

MIENTANA - Fredy Jaofera

Azo vakiana?



MIENTANA





Mientana ny foko
mijery izato bika
kanto manoloana ;
tsy mba hosodoko
raha toa ka adika
fa tena izy foana.




Fredy JAOFERA