MIFAMPITANTANA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MIFAMPITANTANATsy fantatro loatra ny aleha
fa rehefa mifampitantana isika
dia mazava kokoa ny izorana :
ny foko aza tia rehareha,
ny fiaina tsy misy tomika,
mety ery izay ifotorana.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Fans:
hery
