MIFIKIRA AMIN'NY FO (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MIFIKIRA AMIN'NY FO




Ny zava-drehetra dia ho rendrika
fa ny tsara ombieny no ho tavela
raha mbola tany koa ny tany ;
aza dia mifikitra amin'ny endrika
fa miova ireny rehefa eo ny ela
fa amin'ny fo sy ny hatsarany.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
369 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0108