MIJOROA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MIJOROARaha ilaina anarina
ianao tsy ho very
sy tsy hampisaraka :
mijoroa amin'ny Marina,
na dia mijoro irery
tsy misy mpanaraka.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
