MIKORIMBA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MIKORIMBA




Na mikorimba
fa nety izay natao
sy maro ireo kinasa,
aza manimba
ny andro vaovao
mieritreritra ny lasa.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
426 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.012