MILA (3) (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MILA




Mila miala sasatra
ny vatana
vao tonga hafatra
soratana.



Mila fiadanana
ny saina
vao ananana
ny aina.



Mila hafaliana
itony fo
vao fitahiana
tsy ho lo.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
350 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0118