Ampidiro aloha ny tenimiafina
MILA FAHARETANA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MILA FAHARETANAMila faharetana
ny fahombiazana
vao azo inoana
ny hafinaretana
tsy mba tazana
fony nimasoana.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Fiaraha-monina - fiainana - fananarana - Fahatsiarovana - Eritreritra mandalo - Aingam-panahy
