MILA FORONINA (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MILA FORONINANy tory no hironga
ho fahavoazana
rehefa tsy donina :
tsy avy dia tonga
ny fahombiazana
fa mila foronina.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
