MISY HERY (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MISY HERYNy fianakaviana
no andrim-piaraha-monina
mampandroso firenena ;
manam-pitoniana
raha anio mbola angonina
fa misy hery tsy mivena.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Fianakaviana - ahy - fananarana - Fiaraha-monina - Eritreritra mandalo - fiainana - Aingam-panahy
Fans:
arimbola fenotsiky
