MISY TAREHY (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MISY TAREHYMisy tarehy
iny tovovavy
hita nandalo
ka tsy voafehy
izay ainga avy
ho tononkalo !
Misy tarehy
nahavariana
narahina kely,
tsy nihomehy
fa mba tiana
toy ny anjely.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
