MITRANGA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MITRANGATakio ny amboara
tsy manadala
fa fiovana vaovao ;
mitranga ny tsara
rehefa miala
amin'ny ratsy ianao.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
