MITSIRIRITRA (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MITSIRIRITRA Mitsiriritra ery
fa eto mankafy
itony bikabika
mahasariaka
kanto foana
manoloana.
Lasa saina re
fa manja be,
tsy mampino
ka vimbino
itony nofy
sy rakofy.
Faniriana
sy fifaliana
mbola lafo
ka misafo
moramora,
hoy ny ora.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy: