MPANAO RATSY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MPANAO RATSY





Anio raha mitsotra
ho antsika lalandava,
azo atao vatsy :
tsy sahy mipoitra
amin'ny andro mazava
ny mpanao ratsy.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
18 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 31/07/2026 19:02
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.012